Filtra per genere

Podcast RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.

Podcast RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.

Page RJL

Chaîne podcast de la page facebook RJL : Réflexion - Justice - Liberté. [CA] = Catéchisme d'adulte [HP] = Hono ho'aho pasteur

158 - [HP] RAY AMAN-DRENY "TOXIQUES" (PARENTS TOXIQUES)
0:00 / 0:00
1x
  • 158 - [HP] RAY AMAN-DRENY "TOXIQUES" (PARENTS TOXIQUES)

    "Manajà ny rainao sy ny reninao mba hahita soa ianao"

    Betsaka isika Ray aman-dreny no manararaotra io didy fahefatra io hi-exploité ka tonga hatramin'ny filazana fa SOLOTENAN' ANDRIAMANITRA eto an-tany ny Raiamandreny.

    Tsy tsapan'ny maro anefa fa lasa manimba sy mamotika mihitsy aza ny fiainan'ny zanatsika izany.

    Fri, 03 May 2024 - 1h 50min
  • 157 - [CA] ETIKA KRISTIANA EEE, NORME ARAHINA EEEE, FAHAMASIANANA EEEE, AVY AIZA MARINA IZANY ? IZA NO NAMETRAKA AZY ?

    Heno foana eo ambavan'ny " mpivavaka " ny hoe : TSY MENDRIKA NY TOY IZAO SY TOY IZAO AMIN'NY MAHA KRISTIANA ( fitafy, fiteny sns .. ). Dia samy mitompo teny fatratra, manao affirmation gratuite, mitanisa verset Dia tovonana anganombaviantitra sy lovan-tsofina mba hampatavy ny resaka. Andao resahana hoe : avy aiza ny source ? Inona no tanjona ?

    Fri, 26 Apr 2024 - 2h 04min
  • 156 - [HP] BIENFAITEUR ou DISEUR DE BONAVANTURE

    Tsy hita intsony izay ilazana ny zava misy eto Madagascar. Tena on trouve plus les mots fa izay tsy hita eto no manenina. Tellement c'est plus énorme que ce qu'on peut tout imaginer ... Sady mahavariana, mampalahelo, mampite hitomany, mahatezitra sns ...

    Eo amin'ny fiaraha monina dia misy ny olona miseho manao soa, hay tena zava doza ny fikendreny.

    Amin'ny politika mody miseho anilan'ny vahoaka nefa tetidratsy maloto sy manipulation no ao ambadika.

    Aza adino Rey olona fa ny dévoly tsy miseho amin'ny tandrony zany fa derrière son apparence joviale Ary izay indrindra no maha diabolique ilay izy . Tsy hoe mampatahotra fa mahasoandriana sy maharevo, mampatory mihitsy aza ka tsy mahagaga raha roboka sy rendrika ampitsanganana avokoa ny ankamaroan'ny olona.

    Thu, 09 Nov 2023 - 50min
  • 155 - MISY LOKO HITA MASO AZO TSAPAIN-TANANA TOY NY LOKON-DAMBA (CODE COULEUR) VE NY FANAHY ?

    A- Ny RAD Toby lehibe 4 HONO no NANDRARA ny fisalorana ny lamba (FITAFY) MAINTY SY MENA satria hono sensible amin'ny fanahy ratsy (Ao amin'ny boky manga hono ny fanazavana izany).

    B- Ny loko MAINTY SY MENA (fitafy) hono dia LOKON'NY DEVOLY sy tena mahasarika dévoly.

    C- Akanjo mainty hono andramana anaovana rehefa manala devoly raha hisy devoly hivoaka. Akanjo mainty be sy mena midorehitra be entina manala devoly amin'ny marary any amin'ny Toby ahitanao ny vokany.

    Ndao resahana sy idirana lalina ny mahakasika izany rehetra zany ka ny hitondrana fampianarana dia ny hoe :

    1- Tena niteny izany tokoa ve ireo Raiamandrenim-pifohazana sa apetraka eo ambavan'i Mosesy toy mahazatra ?

    2- Ahoana tokoa moa zany no tantaran'ny robe liturgique sy toge ? Symbolisme avy aiza no entiny ?

    3- Fa inona izany no tena hatahoran'ny devoly ka hialany amin'ny olona iray ?

    Wed, 17 Apr 2024 - 1h 56min
  • 154 - [CA] MPANAO ASA SOA HONO ! TSIA - MANAO ASA TSARA KA !

    Ny rehetra no afaka manao asa soa fa tsy ny rehetra no afaka manao ASA TSARA.

    Mpanao asa soa dia :

    > tratry ny aretin'ny Syndrome des sauveurs sy ny

    > hoe "ceux qui paient dominent".

    > Se racheter une conscience et blanchiment des mœurs.


    [source]

    Sun, 14 Apr 2024 - 1h 31min
Mostra altri episodi